7 Fa tsy manana anjara eo aminareo ny Levita,+ satria ny asa fisoronana ho an’i Jehovah no lovan’izy ireo.+ Ary i Gada sy Robena+ ary ny antsasaky ny fokon’i Manase+ dia efa naka ny lovany teny ampita atsinanan’ny Reniranon’i Jordana, izay nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah azy.”+