Nomery 14:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Fa amin’ireo lehilahy nandeha nijery taratra an’ilay tany kosa, dia i Josoa zanak’i Nona, sy Kaleba zanak’i Jefone, no ho velona.”’”+ Nomery 27:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Alaivo i Josoa zanak’i Nona, fa lehilahy manana toetra miavaka+ izy. Ametraho tanana izy,+
38 Fa amin’ireo lehilahy nandeha nijery taratra an’ilay tany kosa, dia i Josoa zanak’i Nona, sy Kaleba zanak’i Jefone, no ho velona.”’”+
18 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Alaivo i Josoa zanak’i Nona, fa lehilahy manana toetra miavaka+ izy. Ametraho tanana izy,+