Genesisy 30:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary hoy i Lea: “Efa nomen’Andriamanitra karama aho, satria nomeko ho an’ny vadiko ny mpanompovaviko.” Koa nataony hoe Isakara+ ny anarany. Genesisy 46:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary ny zanakalahin’i Isakara+ dia i Tola+ sy Pova+ sy Joba ary Simrona.+ Nomery 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny fokon’i Isakara+ no hitoby eo anilany, ka i Netanela+ zanak’i Zoara no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Isakara. Nomery 26:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary ireto avy ny taranak’i Isakara,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Tola+ ny fianakavian’ny Tolita, avy tamin’i Pova ny fianakavian’ny Povita,
18 Ary hoy i Lea: “Efa nomen’Andriamanitra karama aho, satria nomeko ho an’ny vadiko ny mpanompovaviko.” Koa nataony hoe Isakara+ ny anarany.
5 Ny fokon’i Isakara+ no hitoby eo anilany, ka i Netanela+ zanak’i Zoara no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Isakara.
23 Ary ireto avy ny taranak’i Isakara,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Tola+ ny fianakavian’ny Tolita, avy tamin’i Pova ny fianakavian’ny Povita,