25 Dia nifantina lehilahy mahay teo anivon’ny Israely rehetra i Mosesy, ka nanendry azy ho lohandohany teo amin’ny vahoaka,+ dia lehiben’ny arivo, sy lehiben’ny zato, sy lehiben’ny dimampolo, ary lehiben’ny folo.
15 Koa nalaiko ireo lehiben’ny fokonareo ireo, dia lehilahy hendry sy za-draharaha, ka nataoko ho lehibenareo: Lehiben’ny arivo sy lehiben’ny zato sy lehiben’ny dimampolo sy lehiben’ny folo ary mpiadidy teo amin’ny fokonareo.+