33 Hitanay tao ny Nefilima, dia ireo taranak’i Anàka,+ izay avy amin’ny Nefilima, hany ka toy ny valala ny fahitanay ny tenanay, ary toy izany koa ny fahitany anay.”+
28 Hiakatra ho aiza isika? Efa nampihorohoro ny fontsika+ ny rahalahintsika rehefa nilaza hoe: “Vaventy sy lava noho isika+ ny olona, ary lehibe ny tanàna sady misy manda manakatra ny lanitra.+ Hitanay tany koa ny taranaky ny Anakita.”’+
13 Fa namaly izy hoe: “Fa nahoana ianareo no mitomany+ sy manaketraka ny foko+ toy izao? Izaho ange vonona ny hafatotra e, ary na ny ho faty+ any Jerosalema koa aza, noho ny anaran’i Jesosy Tompo.”