28 Ary nobaboin’i Josoa i Makeda+ tamin’iny andro iny, ka nasiany tamin’ny lelan-tsabatra. Dia naringany tanteraka+ ny mpanjakany sy ny olona rehetra tao, ka tsy nasiany niangana na iray aza. Toy ny nataony tamin’ny mpanjakan’i Jeriko ihany no nataony tamin’ny mpanjakan’i Makeda.+