28 “‘Ny hany tsy azo amidy dia ny zavatra voatokana, izany hoe izay rehetra ananan’ny olona ka nohamasininy mandrakizay+ ho an’i Jehovah, na olona izany na biby na tany lova. Tsy misy azo avotana+ ny zavatra voatokana fa zavatra masina indrindra eo anatrehan’i Jehovah.