Levitikosy 21:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 vokoka, mahia kaozatra, misy aretina ny masony, misy anakandroana ny hodiny na misy mamariparitra boribory, torotoro ny vihiny.+ Isaia 56:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa izao no nolazain’i Jehovah: “Ireo lehilahy novosirina izay mitandrina ny sabatako sy mifidy ny hanao izay sitrako+ ary mifikitra amin’ny fifanekena nataoko,+ Matio 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa misy tsy manambady satria manan-takaitra hatrany an-kibon-dreniny,+ ary misy tsy manambady satria novosirin’olona, fa misy kosa minia tsy manambady noho ny fanjakan’ny lanitra. Izay afaka mitoetra ho tsy manambady, dia aoka izy hanao izany.”+
20 vokoka, mahia kaozatra, misy aretina ny masony, misy anakandroana ny hodiny na misy mamariparitra boribory, torotoro ny vihiny.+
4 Fa izao no nolazain’i Jehovah: “Ireo lehilahy novosirina izay mitandrina ny sabatako sy mifidy ny hanao izay sitrako+ ary mifikitra amin’ny fifanekena nataoko,+
12 Fa misy tsy manambady satria manan-takaitra hatrany an-kibon-dreniny,+ ary misy tsy manambady satria novosirin’olona, fa misy kosa minia tsy manambady noho ny fanjakan’ny lanitra. Izay afaka mitoetra ho tsy manambady, dia aoka izy hanao izany.”+