Salamo 119:111 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 111 Raisiko ho fananako mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fampahatsiahivanao,+Fa ireny no fifalian’ny foko.+ Mpitoriteny 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izao no famaranan-teny rehefa re izany rehetra izany: Matahora an’Andriamanitra+ ka tandremo ny didiny,+ fa izany no adidy tokony hataon’ny olombelona. Asan’ny Apostoly 10:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 fa amin’ny firenena rehetra, izay olona matahotra azy ka manao ny marina no ankasitrahany.+
111 Raisiko ho fananako mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fampahatsiahivanao,+Fa ireny no fifalian’ny foko.+
13 Izao no famaranan-teny rehefa re izany rehetra izany: Matahora an’Andriamanitra+ ka tandremo ny didiny,+ fa izany no adidy tokony hataon’ny olombelona.