Deoteronomia 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hitahy anao tokoa i Jehovah Andriamanitrao, araka izay nampanantenainy anao. Koa hampisambotra+ ny firenena maro ianao sady haka antoka, fa ianao kosa tsy mba hisambotra. Ary hifehy firenena maro ianao, fa ireny kosa tsy mba hifehy anao.+
6 Ary hitahy anao tokoa i Jehovah Andriamanitrao, araka izay nampanantenainy anao. Koa hampisambotra+ ny firenena maro ianao sady haka antoka, fa ianao kosa tsy mba hisambotra. Ary hifehy firenena maro ianao, fa ireny kosa tsy mba hifehy anao.+