Deoteronomia 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hitahy anao mantsy i Jehovah Andriamanitrao, araka ny efa nampanantenainy anao. Hampindrana zavatra* amin’ny firenena be dia be ianao, fa ianao kosa tsy mba hindrana.+ Hifehy firenena maro ianao, fa ireny kosa tsy mba hifehy anao.+ Deoteronomia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:6 Fandalinana, Boky 2,
6 Hitahy anao mantsy i Jehovah Andriamanitrao, araka ny efa nampanantenainy anao. Hampindrana zavatra* amin’ny firenena be dia be ianao, fa ianao kosa tsy mba hindrana.+ Hifehy firenena maro ianao, fa ireny kosa tsy mba hifehy anao.+