Deoteronomia 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary iza moa no firenen-dehibe manana fitsipika sy didim-pitsarana marina toy ireo lalàna rehetra ataoko eo anatrehanareo anio?+ Deoteronomia 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Raha tena mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao ianao, ka mitandrina tsara ny didiny rehetra andidiako anao anio,+ dia hasandratr’i Jehovah Andriamanitrao ho ambony noho ny firenena rehetra eto ambonin’ny tany ianao.+ Salamo 148:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hasandrany ny tandroky* ny olony+Ary hasandrany koa ny fideran’izay rehetra tsy mivadika aminy,+Dia ny zanak’Israely, izay firenena akaiky azy.+Miderà an’i Jah!+
8 Ary iza moa no firenen-dehibe manana fitsipika sy didim-pitsarana marina toy ireo lalàna rehetra ataoko eo anatrehanareo anio?+
28 “Raha tena mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao ianao, ka mitandrina tsara ny didiny rehetra andidiako anao anio,+ dia hasandratr’i Jehovah Andriamanitrao ho ambony noho ny firenena rehetra eto ambonin’ny tany ianao.+
14 Hasandrany ny tandroky* ny olony+Ary hasandrany koa ny fideran’izay rehetra tsy mivadika aminy,+Dia ny zanak’Israely, izay firenena akaiky azy.+Miderà an’i Jah!+