Salamo 145:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hidera anao ny asanao rehetra, Jehovah ô!+Ary hankalaza anao ireo tsy mivadika aminao.+ Salamo 149:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hampiharana amin’izy ireo ny didim-pitsarana voasoratra.+Izay rehetra tsy mivadika amin’Andriamanitra no mahazo izany voninahitra izany.+Miderà an’i Jah!+
9 Ary hampiharana amin’izy ireo ny didim-pitsarana voasoratra.+Izay rehetra tsy mivadika amin’Andriamanitra no mahazo izany voninahitra izany.+Miderà an’i Jah!+