2 Tantara 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ho lasa mpanompon’i Sisaka+ anefa izy ireo, mba hahafantaran’izy ireo fa tsy mitovy ny manompo ahy+ sy ny manompo ny fanjakan’ny firenen-kafa.”+ Jeremia 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Dia hilaza ianareo hoe: ‘Fa maninona i Jehovah Andriamanitsika no nanao izany rehetra izany tamintsika?’+ Koa izao no havalinao azy: ‘Nahafoy ahy ianareo ary nanompo andriamani-kafa tao amin’ny taninareo. Koa hanompo olona hafa firenena any an-tanin’olona ianareo.’”+ Jeremia 17:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nafoinao an-tsitrapo ny lova nomeko anao.+ Koa hasaiko manompo ny fahavalonao any amin’ny tany tsy fantatrao ianao.+ Tezitra aho ka narehitra toy ny afo ianareo,+ ary hirehitra mandritra ny fotoana tsy voafetra izany afo izany.”
8 Ho lasa mpanompon’i Sisaka+ anefa izy ireo, mba hahafantaran’izy ireo fa tsy mitovy ny manompo ahy+ sy ny manompo ny fanjakan’ny firenen-kafa.”+
19 “Dia hilaza ianareo hoe: ‘Fa maninona i Jehovah Andriamanitsika no nanao izany rehetra izany tamintsika?’+ Koa izao no havalinao azy: ‘Nahafoy ahy ianareo ary nanompo andriamani-kafa tao amin’ny taninareo. Koa hanompo olona hafa firenena any an-tanin’olona ianareo.’”+
4 Ary nafoinao an-tsitrapo ny lova nomeko anao.+ Koa hasaiko manompo ny fahavalonao any amin’ny tany tsy fantatrao ianao.+ Tezitra aho ka narehitra toy ny afo ianareo,+ ary hirehitra mandritra ny fotoana tsy voafetra izany afo izany.”