Josoa 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Resin’ny zanak’Israely koa i Oga+ mpanjakan’i Basana, izay sisa tavela tamin’ny Refaima,+ sady nonina tao Astarta+ sy tao Edrehy,+ Josoa 13:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 ary ny faritra rehetra nofehezin’i Oga+ tany Basana. Nanjaka tao Astarta sy Edrehy+ i Oga, ary izy no sisa tavela tamin’ny Refaima.+ Koa namely an’ireny i Mosesy ka nandroaka azy.+
4 Resin’ny zanak’Israely koa i Oga+ mpanjakan’i Basana, izay sisa tavela tamin’ny Refaima,+ sady nonina tao Astarta+ sy tao Edrehy,+
12 ary ny faritra rehetra nofehezin’i Oga+ tany Basana. Nanjaka tao Astarta sy Edrehy+ i Oga, ary izy no sisa tavela tamin’ny Refaima.+ Koa namely an’ireny i Mosesy ka nandroaka azy.+