-
Deoteronomia 10:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 “Ary ankehitriny, ry Israely ô, inona moa no angatahin’i Jehovah Andriamanitrao aminao?+ Tsy izao ihany ve: Ny hatahoranao+ an’i Jehovah Andriamanitrao mba handehananao amin’ny lalany rehetra+ sy hitiavanao azy+ sy hanompoanao an’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo,+
-