Salamo 33:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tia ny rariny sy ny hitsiny izy.+Ary heniky ny hatsaram-panahin’i Jehovah ny tany.+ Salamo 67:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aoka ny firenena samy hafa hifaly sy hihoby,+Fa hotsarainao araka ny hitsiny ny vahoaka.+Hitari-dalana ny firenena samy hafa eto an-tany ianao. Sela. Daniela 4:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 “Koa ankehitriny, izaho Nebokadnezara dia midera sy manandratra ary mankalaza an’ilay Mpanjakan’ny lanitra,+ satria araka ny fahamarinana ny zava-drehetra ataony, ara-drariny ny lalany,+ ary vitany ny mampietry izay manambony tena.”+
4 Aoka ny firenena samy hafa hifaly sy hihoby,+Fa hotsarainao araka ny hitsiny ny vahoaka.+Hitari-dalana ny firenena samy hafa eto an-tany ianao. Sela.
37 “Koa ankehitriny, izaho Nebokadnezara dia midera sy manandratra ary mankalaza an’ilay Mpanjakan’ny lanitra,+ satria araka ny fahamarinana ny zava-drehetra ataony, ara-drariny ny lalany,+ ary vitany ny mampietry izay manambony tena.”+