Deoteronomia 25:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Maharikoriko an’i Jehovah Andriamanitrao mantsy izay rehetra manao ny tsy marina+ toy izany. Joba 34:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa mihainoa ahy, ianareo manam-pahalalana:+Sanatria an’ilay tena Andriamanitra ny hanao ratsy,+Ary sanatria an’ilay Mahery Indrindra ny hanao ny tsy rariny!+ Romanina 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha mampiharihary ny fahamarinan’Andriamanitra+ anefa ny tsy fahamarinantsika, inona no holazaintsika? Tsy rariny ve ny ataon’Andriamanitra+ rehefa mampihatra ny fahatezerany izy?—Miteny toy ny fanaon’ny olona+ aho.—
10 Koa mihainoa ahy, ianareo manam-pahalalana:+Sanatria an’ilay tena Andriamanitra ny hanao ratsy,+Ary sanatria an’ilay Mahery Indrindra ny hanao ny tsy rariny!+
5 Raha mampiharihary ny fahamarinan’Andriamanitra+ anefa ny tsy fahamarinantsika, inona no holazaintsika? Tsy rariny ve ny ataon’Andriamanitra+ rehefa mampihatra ny fahatezerany izy?—Miteny toy ny fanaon’ny olona+ aho.—