Nomery 11:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy i Josoa zanak’i Nona, mpanompon’i+ Mosesy efa hatramin’izy mbola tanora: “Ry Mosesy tompoko ô, rarao izy roa lahy!”+ Deoteronomia 31:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary notendren’Andriamanitra i Josoa zanak’i Nona+ sady nilazany hoe: “Mahereza sy matanjaha,+ fa ianao no hitondra ny zanak’Israely hiditra ao amin’ilay tany nianianako tamin’izy ireo,+ ary homba anao foana aho.”
28 Dia hoy i Josoa zanak’i Nona, mpanompon’i+ Mosesy efa hatramin’izy mbola tanora: “Ry Mosesy tompoko ô, rarao izy roa lahy!”+
23 Ary notendren’Andriamanitra i Josoa zanak’i Nona+ sady nilazany hoe: “Mahereza sy matanjaha,+ fa ianao no hitondra ny zanak’Israely hiditra ao amin’ilay tany nianianako tamin’izy ireo,+ ary homba anao foana aho.”