Josoa 18:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Zela,+ Ha-elefa, Jebosa, izany hoe Jerosalema,+ sy Gibea,+ ary Kiriata, dia tanàna efatra ambin’ny folo mbamin’ny tanàna keliny. Izany no lovan’ny taranak’i Benjamina, araka ny fianakaviany avy.+ Mpitsara 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary tsy noroahin’ny taranak’i Benjamina ny Jebosita nonina tao Jerosalema,+ fa mbola miara-monina amin’izy ireo ao ihany mandraka androany.+ 2 Samoela 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nanorim-ponenana tao amin’ilay tanàna voaro mafy i Davida. Dia nantsoina hoe Tanànan’i Davida izy io. Ary nanorina manda sy zavatra hafa teo amin’ilay Dongon-tany+ sy tao an-tanàna izy. Salamo 125:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tendrombohitra maro no manodidina an’i Jerosalema,+Ary manodidina ny olony toy izany koa i Jehovah,+Manomboka izao ka hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+
28 Zela,+ Ha-elefa, Jebosa, izany hoe Jerosalema,+ sy Gibea,+ ary Kiriata, dia tanàna efatra ambin’ny folo mbamin’ny tanàna keliny. Izany no lovan’ny taranak’i Benjamina, araka ny fianakaviany avy.+
21 Ary tsy noroahin’ny taranak’i Benjamina ny Jebosita nonina tao Jerosalema,+ fa mbola miara-monina amin’izy ireo ao ihany mandraka androany.+
9 Ary nanorim-ponenana tao amin’ilay tanàna voaro mafy i Davida. Dia nantsoina hoe Tanànan’i Davida izy io. Ary nanorina manda sy zavatra hafa teo amin’ilay Dongon-tany+ sy tao an-tanàna izy.
2 Tendrombohitra maro no manodidina an’i Jerosalema,+Ary manodidina ny olony toy izany koa i Jehovah,+Manomboka izao ka hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+