9 Koa hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Hankeo aminao ao anaty rahona mainty aho,+ mba ho ren’ny vahoaka aho rehefa miteny aminao,+ ary mba hino anao koa izy ireo mandritra ny fotoana tsy voafetra.”+ Dia nentin’i Mosesy tany amin’i Jehovah ny tenin’ny vahoaka.