Nomery 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa ny lehilahy rehetra izay nahita ny voninahitro+ sy ny famantarana nataoko+ tany Ejipta sy tatỳ an-tany efitra, nefa mbola mitsapa toetra+ ahy ihany efa impolo izay, ka tsy nihaino ny feoko,+ Salamo 78:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nanao zava-mahagaga teo anatrehan’ny razan’izy ireo izy,+Tany Ejipta,+ teo amin’ny sahan’i Zoana.+ Salamo 105:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia nasehon’izy roa lahy azy ny famantarana avy amin’Andriamanitra,+Ka nanao fahagagana tany amin’ny tanin’i Hama izy mirahalahy.+
22 Fa ny lehilahy rehetra izay nahita ny voninahitro+ sy ny famantarana nataoko+ tany Ejipta sy tatỳ an-tany efitra, nefa mbola mitsapa toetra+ ahy ihany efa impolo izay, ka tsy nihaino ny feoko,+
12 Nanao zava-mahagaga teo anatrehan’ny razan’izy ireo izy,+Tany Ejipta,+ teo amin’ny sahan’i Zoana.+
27 Dia nasehon’izy roa lahy azy ny famantarana avy amin’Andriamanitra,+Ka nanao fahagagana tany amin’ny tanin’i Hama izy mirahalahy.+