Deoteronomia 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aoka ho ao am-ponao ireto teny andidiako anao anio ireto.+ Salamo 37:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ao am-pony ny lalàn’Andriamanitra,+Ka tsy hiala amin’ny lala-mahitsy izy.+ Ohabolana 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Afatory eo amin’ny rantsantananao ireny,+ ary soraty eo amin’ny fonao.+ Isaia 51:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Mihainoa ahy ianareo izay efa mahalala ny fahamarinana sy manana ny lalàko ao am-ponareo!+ Aza matahotra ny fanalam-barakan’ny olombelona mety maty, ary aza mihorohoro noho ny fanevatevany.+
7 “Mihainoa ahy ianareo izay efa mahalala ny fahamarinana sy manana ny lalàko ao am-ponareo!+ Aza matahotra ny fanalam-barakan’ny olombelona mety maty, ary aza mihorohoro noho ny fanevatevany.+