Deoteronomia 14:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 serfa, gazela, serfa kely,+ osidia, antilopa, ondridia, samoà, Deoteronomia 15:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ao an-tanànanao no hihinananao izany, ary samy mahazo mihinana na ny olona maloto na ny madio,+ tahaka ny ahazoana mihinana gazela sy serfa.+
22 Ao an-tanànanao no hihinananao izany, ary samy mahazo mihinana na ny olona maloto na ny madio,+ tahaka ny ahazoana mihinana gazela sy serfa.+