6 dia tsy misy afa-tsy Andriamanitra tokana+ ihany amintsika, dia ny Ray,+ izay niavian’ny zava-drehetra, ary ho azy isika.+ Ary tokana ihany ny Tompo,+ dia i Jesosy Kristy.+ Tamin’ny alalany no nanaovana ny zava-drehetra+ sady nanaovana antsika koa.