9 Lozan’izay miady amin’ny Mpamolavola azy,+ ka manao toy ny vakim-bilany tanimanga miady amin’ny vakim-bilany hafa eo amin’ny tany! Ny tanimanga+ ve dia hilaza amin’ny mpamolavola azy hoe: “Inona ity ataonao”? Ary ny zava-bitanao ve hilaza hoe: “Tsy manan-tanana izy”?