Eksodosy 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ho fanjaka-mpisorona sy ho firenena masina ho ahy ianareo.’+ Ireo no teny holazainao amin’ny zanak’Israely.” Levitikosy 19:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mitenena amin’ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely hoe: ‘Aoka ho masina+ ianareo, satria masina izaho Jehovah Andriamanitrareo.+ Levitikosy 20:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Aoka ho masina eo anatrehako ianareo,+ satria izaho Jehovah dia masina.+ Ary avahako amin’ireo firenena ianareo mba ho ahy.+ Deoteronomia 28:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hataon’i Jehovah vahoaka masina ho an’ny tenany ianao,+ araka izay nianianany taminao,+ satria mitandrina foana ny didin’i+ Jehovah Andriamanitrao ianao, sady mandeha amin’ny lalany. Ezra 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa nisy tamin’ny zanakavavin’ireny nalain’izy ireo ho vadiny sy ho vadin’ny zanany lahy.+ Koa nanjary nifangaroharo+ tamin’ny mponina manodidina izy ireo nefa taranaka masina.+ Ary loha laharana+ tamin’izany fivadihana izany ireo andriana sy solontenam-panjakana.” 1 Petera 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Masina ilay niantso anareo, ka aoka ho masina koa ianareo amin’ny fitondran-tena rehetra,+
6 Ary ho fanjaka-mpisorona sy ho firenena masina ho ahy ianareo.’+ Ireo no teny holazainao amin’ny zanak’Israely.”
2 “Mitenena amin’ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely hoe: ‘Aoka ho masina+ ianareo, satria masina izaho Jehovah Andriamanitrareo.+
26 Aoka ho masina eo anatrehako ianareo,+ satria izaho Jehovah dia masina.+ Ary avahako amin’ireo firenena ianareo mba ho ahy.+
9 Hataon’i Jehovah vahoaka masina ho an’ny tenany ianao,+ araka izay nianianany taminao,+ satria mitandrina foana ny didin’i+ Jehovah Andriamanitrao ianao, sady mandeha amin’ny lalany.
2 Fa nisy tamin’ny zanakavavin’ireny nalain’izy ireo ho vadiny sy ho vadin’ny zanany lahy.+ Koa nanjary nifangaroharo+ tamin’ny mponina manodidina izy ireo nefa taranaka masina.+ Ary loha laharana+ tamin’izany fivadihana izany ireo andriana sy solontenam-panjakana.”