9 Ianareo kosa dia “firazanana voafidy, sady mpisorona no mpanjaka, firenena masina,+ olona nataon’Andriamanitra ho fananany manokana,+ mba hanambaranareo hatraiza hatraiza ny hatsaran-toetran’ilay”+ niantso anareo hiala tamin’ny maizina ho amin’ny fahazavany mahagaga.+