4 Ary nomeko an’i Isaka i Jakoba sy Esao.+ Tatỳ aoriana dia nomeko ho fananan’i Esao ny Tendrombohitra Seira.+ Fa i Jakoba sy ny zanany kosa nidina tany Ejipta.+
10 Ankehitriny anefa, dia indreo fa tonga ny taranak’i Amona+ sy ny taranak’i Moaba+ ary ny avy any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Seira.+ Tsy navelanao hanafika azy ny Israely rehefa nivoaka avy tany Ejipta. Koa nivily lalana izy ireo fa tsy nandringana azy.+
26 Ary avy tamin’ny olona anankiray+ no nanaovany ny olona any amin’ny firenena rehetra+ mba honina manerana ny tany manontolo,+ ary efa nisy fotoana voatondrony+ sy faritra noferany honenan’ny olona,+