22 “Fa raha mitandrina an-tsakany sy an-davany ny didy+ rehetra andidiako anareo ianareo ary mankatò izany, ka tia an’i Jehovah Andriamanitrareo+ sy mandeha amin’ny lalany rehetra+ ary mifikitra aminy,+
4 I Jehovah Andriamanitrareo no tokony harahinareo, ary izy no tokony hatahoranareo. Ny didiny no hotandremanareo, ary ny feony no hohenoinareo. Izy no hotompoinareo sy hifikiranareo.+