Eksodosy 23:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Tsy tokony honina ao amin’ny taninao izy ireo, sao hahatonga anao hanota amiko. Raha sanatria manompo an’ireo andriamaniny ianao, dia ho fandrika ho anao izany.”+ Deoteronomia 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao tokoa ireny ka horesenao.+ Tsy maintsy haringanao tanteraka+ ireny. Aza manao fifanekena aminy na mamindra fo aminy.+ Ohabolana 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aza mankany amin’ny lalan’ny ratsy fanahy,+ aza mamantana any amin’ny lalan’ny olon-dratsy.+
33 Tsy tokony honina ao amin’ny taninao izy ireo, sao hahatonga anao hanota amiko. Raha sanatria manompo an’ireo andriamaniny ianao, dia ho fandrika ho anao izany.”+
2 Ary hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao tokoa ireny ka horesenao.+ Tsy maintsy haringanao tanteraka+ ireny. Aza manao fifanekena aminy na mamindra fo aminy.+