Eksodosy 34:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia haka amin’ny zanany vavy ho vadin’ny zanakao lahy ianao,+ nefa azo antoka fa hanana fifandraisana mamoafady amin’ny andriamaniny ilay zanany vavy, ka hitarika ny zanakao lahy hanana fifandraisana mamoafady toy izany koa.+ Deoteronomia 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza manao fifanarahana ara-panambadiana aminy: Aza omenao ho vadin’ny zanany lahy ny zanakao vavy, ary aza alainao ho vadin’ny zanakao lahy ny zanany vavy.+ Mpitsara 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nalain’ny zanak’Israely ho vady ny zanakavavin’ireny,+ ary ny zanany vavy kosa nomeny ho vadin’ny zanakalahin’ireny.+ Ary nanompo ny andriamanitr’ireny ny zanak’Israely.+ 1 Mpanjaka 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Rehefa antitra i Solomona,+ dia voatarik’ireny+ vadiny ireny hanaraka andriamani-kafa+ ny fony. Ary tsy nifikitra tanteraka+ tamin’i Jehovah Andriamaniny ny fony, tsy mba hoatran’ny fon’i Davida rainy. Ezra 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa nisy tamin’ny zanakavavin’ireny nalain’izy ireo ho vadiny sy ho vadin’ny zanany lahy.+ Koa nanjary nifangaroharo+ tamin’ny mponina manodidina izy ireo nefa taranaka masina.+ Ary loha laharana+ tamin’izany fivadihana izany ireo andriana sy solontenam-panjakana.” Nehemia 13:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tamin’izany koa no nahalalako fa nisy Jiosy nanambady+ vehivavy asdodita+ sy amonita ary moabita.+
16 Dia haka amin’ny zanany vavy ho vadin’ny zanakao lahy ianao,+ nefa azo antoka fa hanana fifandraisana mamoafady amin’ny andriamaniny ilay zanany vavy, ka hitarika ny zanakao lahy hanana fifandraisana mamoafady toy izany koa.+
3 Aza manao fifanarahana ara-panambadiana aminy: Aza omenao ho vadin’ny zanany lahy ny zanakao vavy, ary aza alainao ho vadin’ny zanakao lahy ny zanany vavy.+
6 Dia nalain’ny zanak’Israely ho vady ny zanakavavin’ireny,+ ary ny zanany vavy kosa nomeny ho vadin’ny zanakalahin’ireny.+ Ary nanompo ny andriamanitr’ireny ny zanak’Israely.+
4 Rehefa antitra i Solomona,+ dia voatarik’ireny+ vadiny ireny hanaraka andriamani-kafa+ ny fony. Ary tsy nifikitra tanteraka+ tamin’i Jehovah Andriamaniny ny fony, tsy mba hoatran’ny fon’i Davida rainy.
2 Fa nisy tamin’ny zanakavavin’ireny nalain’izy ireo ho vadiny sy ho vadin’ny zanany lahy.+ Koa nanjary nifangaroharo+ tamin’ny mponina manodidina izy ireo nefa taranaka masina.+ Ary loha laharana+ tamin’izany fivadihana izany ireo andriana sy solontenam-panjakana.”
23 Tamin’izany koa no nahalalako fa nisy Jiosy nanambady+ vehivavy asdodita+ sy amonita ary moabita.+