13 Nihatra taminay izany loza rehetra izany,+ araka ny voasoratra ao amin’ny lalàn’i Mosesy.+ Tsy mba nitady sitraka taminao izahay, ry Jehovah Andriamanitray, ka tsy niala tamin’ny fahadisoanay,+ sady tsy navelanay hisy heriny teo amin’ny fiainanay ny nahalalanay fa tia ny fahamarinana ianao.+