Josoa 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Aza matahotra an’ireo,+ fa efa natolotro teo an-tananao izy.+ Tsy hisy hahatohitra anao ireo na iray aza.”+ Salamo 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+Koa iza no hatahorako?+I Jehovah no manda miaro ny aiko,+Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+ Salamo 46:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Fialofana sy hery ho antsika Andriamanitra.+Mpanampy mora azo amin’ny fotoam-pahoriana izy.+
8 Dia hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Aza matahotra an’ireo,+ fa efa natolotro teo an-tananao izy.+ Tsy hisy hahatohitra anao ireo na iray aza.”+
27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+Koa iza no hatahorako?+I Jehovah no manda miaro ny aiko,+Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+