Nomery 34:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Ireto no anaran’ny lehilahy hizara ny tany ho fanananareo: Eleazara+ mpisorona sy Josoa zanak’i Nona.+ Josoa 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa izao no nalain’ny zanak’Israely ho lovany tany amin’ny tany Kanana,+ ka i Eleazara mpisorona sy Josoa zanak’i Nona ary ireo lohan’ny fianakaviamben’ireo fokon’ny zanak’Israely, no nampandova azy an’izany.+
17 “Ireto no anaran’ny lehilahy hizara ny tany ho fanananareo: Eleazara+ mpisorona sy Josoa zanak’i Nona.+
14 Koa izao no nalain’ny zanak’Israely ho lovany tany amin’ny tany Kanana,+ ka i Eleazara mpisorona sy Josoa zanak’i Nona ary ireo lohan’ny fianakaviamben’ireo fokon’ny zanak’Israely, no nampandova azy an’izany.+