Nomery 34:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “‘Ny ilany atsimo amin’ny taninareo dia hanomboka any amin’ny tany efitr’i Zina mifanila amin’i Edoma.+ Ary ny sisiny atsimo dia hanomboka any amin’ny faran’ny Ranomasin-tsira+ eo atsinanana, Deoteronomia 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Aza mila ady aminy, fa tsy hanomezako anareo ny taniny na dia eram-paladia aza, satria efa nomeko ho fananan’i Esao ny Tendrombohitra Seira.+
3 “‘Ny ilany atsimo amin’ny taninareo dia hanomboka any amin’ny tany efitr’i Zina mifanila amin’i Edoma.+ Ary ny sisiny atsimo dia hanomboka any amin’ny faran’ny Ranomasin-tsira+ eo atsinanana,
5 Aza mila ady aminy, fa tsy hanomezako anareo ny taniny na dia eram-paladia aza, satria efa nomeko ho fananan’i Esao ny Tendrombohitra Seira.+