Nomery 21:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa i Hesbona no tanànan’i Sihona,+ mpanjakan’ny Amorita.+ Izy no niady tamin’ny mpanjakan’i Moaba, tamin’ny andro fahiny. Koa nalainy teo an-tanan’io mpanjaka io daholo ny taniny, hatrany Arnona.+
26 Fa i Hesbona no tanànan’i Sihona,+ mpanjakan’ny Amorita.+ Izy no niady tamin’ny mpanjakan’i Moaba, tamin’ny andro fahiny. Koa nalainy teo an-tanan’io mpanjaka io daholo ny taniny, hatrany Arnona.+