Mpitsara 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “‘Avy eo, dia nandefa iraka tany amin’i Sihona mpanjakan’ny Amorita, mpanjakan’i Hesbona,+ ny Israely, nanao hoe: “Mba avelao re izahay handalo ao amin’ny taninao hankany amin’izay hisy anay e!”+
19 “‘Avy eo, dia nandefa iraka tany amin’i Sihona mpanjakan’ny Amorita, mpanjakan’i Hesbona,+ ny Israely, nanao hoe: “Mba avelao re izahay handalo ao amin’ny taninao hankany amin’izay hisy anay e!”+