Deoteronomia 28:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hataon’i Jehovah resy eo anoloan’ny fahavalonao ianao.+ Lalana iray no hivoahanao hiady aminy, fa lalana fito kosa no handosiranao eo anoloany. Ary ho raiki-tahotra ny fanjakana rehetra eran-tany rehefa mahita izay nanjo anao.+ Mpitsara 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ dia natolony teo an-tanan’ny mpandroba izy ireo ka voaroba.+ Ary namidin’Andriamanitra ho eo an-tanan’ny fahavalony manodidina izy ireo,+ ka tsy nahatohitra an’ireny intsony.+
25 Hataon’i Jehovah resy eo anoloan’ny fahavalonao ianao.+ Lalana iray no hivoahanao hiady aminy, fa lalana fito kosa no handosiranao eo anoloany. Ary ho raiki-tahotra ny fanjakana rehetra eran-tany rehefa mahita izay nanjo anao.+
14 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ dia natolony teo an-tanan’ny mpandroba izy ireo ka voaroba.+ Ary namidin’Andriamanitra ho eo an-tanan’ny fahavalony manodidina izy ireo,+ ka tsy nahatohitra an’ireny intsony.+