Nomery 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa aza mikomy amin’i Jehovah fotsiny!+ Ary aza atahorana ny olona ao amin’io tany io,+ fa sakafontsika ireo. Efa tsy manam-piarovana intsony izy,+ ary i Jehovah no momba antsika,+ ka aza matahotra azy.”+ Deoteronomia 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Tsarovy ary aza hadinoina fa nampahatezitra an’i Jehovah Andriamanitrao ianao tany an-tany efitra.+ Nikomy foana tamin’i Jehovah+ ianareo, nanomboka tamin’ny andro nivoahanareo avy tany Ejipta ka mandra-pahatonganareo teto amin’ity toerana ity. 1 Samoela 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa raha tsy mankatò ny tenin’i Jehovah+ kosa ianareo ka manohitra ny baikon’i Jehovah,+ dia hamely anareo sy ny rainareo tokoa ny tanan’i Jehovah.+
9 Fa aza mikomy amin’i Jehovah fotsiny!+ Ary aza atahorana ny olona ao amin’io tany io,+ fa sakafontsika ireo. Efa tsy manam-piarovana intsony izy,+ ary i Jehovah no momba antsika,+ ka aza matahotra azy.”+
7 “Tsarovy ary aza hadinoina fa nampahatezitra an’i Jehovah Andriamanitrao ianao tany an-tany efitra.+ Nikomy foana tamin’i Jehovah+ ianareo, nanomboka tamin’ny andro nivoahanareo avy tany Ejipta ka mandra-pahatonganareo teto amin’ity toerana ity.
15 Fa raha tsy mankatò ny tenin’i Jehovah+ kosa ianareo ka manohitra ny baikon’i Jehovah,+ dia hamely anareo sy ny rainareo tokoa ny tanan’i Jehovah.+