Deoteronomia 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Nampahatezitra an’i Jehovah+ koa ianareo tany Tabera+ sy Masa+ ary Kibrota-hatava.+ Salamo 78:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Impiry impiry moa izy ireo no nikomy taminy tany an-tany efitra,+Sy nanao izay nampalahelo azy tany amin’ny tany karakaina?+ Hebreo 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa iza moa ireo nandre nefa mbola nahatonga fahatezerana mafy ihany?+ Tsy ireo rehetra nentin’i Mosesy nivoaka avy tany Ejipta ve?+
40 Impiry impiry moa izy ireo no nikomy taminy tany an-tany efitra,+Sy nanao izay nampalahelo azy tany amin’ny tany karakaina?+
16 Fa iza moa ireo nandre nefa mbola nahatonga fahatezerana mafy ihany?+ Tsy ireo rehetra nentin’i Mosesy nivoaka avy tany Ejipta ve?+