22 Koa tsy nisy nanana sabatra+ na lefona ny olona niaraka tamin’i Saoly sy Jonatana tamin’ny andro niadiana, fa i Saoly+ sy Jonatana zanany ihany no nanana.
47 Ho fantatry ny fiangonana manontolo eto koa fa tsy sabatra na lefona no amonjen’i Jehovah,+ satria an’i Jehovah ny ady.+ Ary hanolotra anareo eo an-tananay izy.”+