Eksodosy 15:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary naka ampongatapaka+ i Miriama mpaminanivavy, anabavin’i Arona.+ Nivoaka nanaraka azy koa ny vehivavy rehetra, nitondra ampongatapaka sady nandihy.+ Mpitsara 11:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Farany, dia tonga tao Mizpa,+ tany an-tranony, i Jefta. Ary iny fa nivoaka hitsena azy ny zanany vavy, nively ampongatapaka sady nandihy!+ Zanany vavitokana io, fa tsy nanan-janakalahy na zanakavavy afa-tsy io izy. Salamo 68:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Teo aloha ireo mpihira, ary tao aoriany ny mpitendry lokanga.+Teo afovoany kosa ny ankizivavy nively ampongatapaka.+
20 Ary naka ampongatapaka+ i Miriama mpaminanivavy, anabavin’i Arona.+ Nivoaka nanaraka azy koa ny vehivavy rehetra, nitondra ampongatapaka sady nandihy.+
34 Farany, dia tonga tao Mizpa,+ tany an-tranony, i Jefta. Ary iny fa nivoaka hitsena azy ny zanany vavy, nively ampongatapaka sady nandihy!+ Zanany vavitokana io, fa tsy nanan-janakalahy na zanakavavy afa-tsy io izy.
25 Teo aloha ireo mpihira, ary tao aoriany ny mpitendry lokanga.+Teo afovoany kosa ny ankizivavy nively ampongatapaka.+