Salamo 55:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Malefaka noho ny dibera ny tenin’ny molony,+Nefa ny fony vonon-kiady.+Eny, malefaka noho ny menaka ny teniny,+Nefa toy ny sabatra efa notsoahana tao anaty tranony.+ Ohabolana 26:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Teny feno fihatsarambelatsihy no ataon’ny mpankahala, ary fitaka no ao am-pony.+ Mika 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ripaka tanteraka ny olona tsy mivadika ka tsy misy intsony eto an-tany, ary tsy misy olo-marina eo amin’ny olombelona.+ Miafina mba handatsa-dra izy rehetra.+ Ary samy mihaza ny rahalahiny izy ireo ka mamelatra fandrika harato eo anoloany.+
21 Malefaka noho ny dibera ny tenin’ny molony,+Nefa ny fony vonon-kiady.+Eny, malefaka noho ny menaka ny teniny,+Nefa toy ny sabatra efa notsoahana tao anaty tranony.+
2 Ripaka tanteraka ny olona tsy mivadika ka tsy misy intsony eto an-tany, ary tsy misy olo-marina eo amin’ny olombelona.+ Miafina mba handatsa-dra izy rehetra.+ Ary samy mihaza ny rahalahiny izy ireo ka mamelatra fandrika harato eo anoloany.+