Salamo 97:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Misy afo mivoaka eo anatrehany,+Izay mandevona ny fahavalony manodidina.+ Isaia 30:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Tonga avy lavitra ny anaran’i Jehovah, miaraka amin’ny fahatezerany mirehitra+ sy rahona matevina. Ny molony dia feno fanamelohana, ary ny lelany kosa toy ny afo mandevona.+
27 Tonga avy lavitra ny anaran’i Jehovah, miaraka amin’ny fahatezerany mirehitra+ sy rahona matevina. Ny molony dia feno fanamelohana, ary ny lelany kosa toy ny afo mandevona.+