2 Samoela 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Taorian’izay, dia nanontany an’i Jehovah+ i Davida hoe: “Hiakatra ho any amin’ny tanàna iray any Joda ve aho?” Dia hoy i Jehovah: “Miakara.” Ary hoy i Davida: “Any aninona no hiakarako?” Dia hoy izy: “Any Hebrona.”+ 2 Samoela 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Rehefa tonga tany amin’i Davida tao Hebrona i Abnera sy ny roapolo lahy niaraka taminy, dia nanaovan’i Davida fety.+
2 Taorian’izay, dia nanontany an’i Jehovah+ i Davida hoe: “Hiakatra ho any amin’ny tanàna iray any Joda ve aho?” Dia hoy i Jehovah: “Miakara.” Ary hoy i Davida: “Any aninona no hiakarako?” Dia hoy izy: “Any Hebrona.”+
20 Rehefa tonga tany amin’i Davida tao Hebrona i Abnera sy ny roapolo lahy niaraka taminy, dia nanaovan’i Davida fety.+