21 Eo anatrehan’i Eleazara mpisorona no hijoroany, ary i Eleazara kosa hanontany+ eo anatrehan’i Jehovah, amin’ny alalan’ny fitsaran’ny Orima,+ rehefa manam-panontaniana i Josoa. Araka ny baiko azo no hivoahan’izy ireo sy hidirany, dia izy sy ny zanak’Israely rehetra ary ny vahoaka manontolo.”