19 Koa tokony hofafanao tsy ho eny ambanin’ny lanitra ny fahatsiarovana ny Amalekita,+ rehefa ataon’i Jehovah Andriamanitrao mandry feizay eo anivon’ny fahavalonao rehetra manodidina ianao, ao amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao,+ mba halainao ho fanananao. Aza hadinoinao izany.