1 Samoela 8:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia ho sahala amin’ny firenena rehetra izahay,+ ka hitsara anay ny mpanjakanay sady handeha eo alohanay ary hiady ho anay amin’izay ady ataonay.” Mpitoriteny 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 misy fotoana itiavana ary misy fotoana ankahalana,+ misy fotoana ho an’ny ady+ ary misy fotoana ho an’ny fihavanana.+
20 Dia ho sahala amin’ny firenena rehetra izahay,+ ka hitsara anay ny mpanjakanay sady handeha eo alohanay ary hiady ho anay amin’izay ady ataonay.”
8 misy fotoana itiavana ary misy fotoana ankahalana,+ misy fotoana ho an’ny ady+ ary misy fotoana ho an’ny fihavanana.+