Deoteronomia 18:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “‘Hovonoina ho faty ny mpaminany+ izay sahisahy ratsy miteny amin’ny anarako ka milaza zavatra tsy nasaiko nolazainy,+ na koa miteny amin’ny anaran’andriamani-kafa.+ Jeremia 23:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Aza mihaino ny tenin’ireo mpaminany izay maminany aminareo,+ fa tarihiny ho amin’ny zava-poana ianareo.+ Fahitana avy ao am-pony fotsiny no lazainy,+ fa tsy avy amin’ny vavan’i Jehovah.+ Jeremia 23:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izao foana no lazainy amin’ireo tsy manaja ahy: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Hahita fiadanana ianareo.”’+ Ary izay rehetra mandeha araka ny ditran’ny fony+ kosa ataony hoe: ‘Tsy hisy loza hanjo anareo.’+ Ezekiela 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Nahita fahitana izy ireo, nefa fahitana tsy marina sy faminaniana sandoka avy amin’ny sikidy.+ Izao no lazain’izy ireo: ‘Izao no lazain’i Jehovah’, nefa i Jehovah tsy naniraka azy. Koa niandry izay hahatanteraka ny teny izy ireo.+
20 “‘Hovonoina ho faty ny mpaminany+ izay sahisahy ratsy miteny amin’ny anarako ka milaza zavatra tsy nasaiko nolazainy,+ na koa miteny amin’ny anaran’andriamani-kafa.+
16 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Aza mihaino ny tenin’ireo mpaminany izay maminany aminareo,+ fa tarihiny ho amin’ny zava-poana ianareo.+ Fahitana avy ao am-pony fotsiny no lazainy,+ fa tsy avy amin’ny vavan’i Jehovah.+
17 Izao foana no lazainy amin’ireo tsy manaja ahy: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Hahita fiadanana ianareo.”’+ Ary izay rehetra mandeha araka ny ditran’ny fony+ kosa ataony hoe: ‘Tsy hisy loza hanjo anareo.’+
6 “Nahita fahitana izy ireo, nefa fahitana tsy marina sy faminaniana sandoka avy amin’ny sikidy.+ Izao no lazain’izy ireo: ‘Izao no lazain’i Jehovah’, nefa i Jehovah tsy naniraka azy. Koa niandry izay hahatanteraka ny teny izy ireo.+